Mahatsiaro anao aho
satria irery lava izao
lava izao
Mahatsiaro ilay tsikinao tena mamiko iny
Mamiko iny
Sasa-miandry aho.
Ref : Eny, ô ry tiako
Miandry anao aho aho k’ aza ela e
Manirery aho k’ aza ela e
Eny, ô ry tiako
Miandry anao aho k’ aza ela e
Singan-drery aho k’ aza ela e
Toa mbola reko eto ihany
Ilay bitsikao mamboraka
Ilay fitia
Toa sary tsy afaka an-tsaiko
Ilay endrikao mirana
Miram-pitia
Sasa-miandry aho.
Solomiral